Duration 2:37

Sciences Facts | Tranom-borona | ExplorerHome Madagascar

132 watched
0
1
Published 17 Dec 2020

“Ny tranom-pody no vita amin’ny vava” fiteny efa fahenontsika izy io. Fa raha nijery akaiky sy nanaraka ny tena fanamboaran’ny vorona ny tranony ireo mpikaroka siantifika (ornithologues) dia nahatsikaritra tranga hafakely samihafa ao anaty tranom-borona ao. Ndeh ary hoe arahintsika izany!!! https://www.facebook.com/ExplorerHomeMadagascar/ https://explorerhomemada.com/

Category

Show more

Comments - 0